Melky

Melky - Ianao No Tiako lyrics

rate me

Zaho te-hahita anao Zaho te-hahita anao Te ho any, te ho any Raha azoko atao Dia ny hiaraka aminao Zaho te ho any aminao Zaho te ho any aminao Fa izao dia eny izao aho Raha sitrakao te ho eo anilanao Tsy ho zakako intsony Raha koboinina ao am-po F'izaho tena tia Dia zaho nihafy foana aloha Dia raha tsy izay aho nilaza Sao voafitaka ny fo Efa mafy tena mafy Raha sanatria Sangisangim- pitia Tsy ho tanty Tsy ho tanty Sao sanatria Ianao mody tia Tsy ho zakako intsony Raha koboinina ao am-po F'izaho tena tia Dia zaho nihafy foana aloha Dia raha tsy izay aho nilaza Sao voafitaka ny fo Efa mafy tena mafy Raha sanatria Sangisangim- pitia Tsy ho tanty Tsy ho tanty Sao sanatria Ianao mody tia Mba ilazao dia eny izao Mba ilazao dia eny izao Lay fitiavanao dia sao dia: Sangisam-pitia Dia izay rehetra ao am-ponao Zaho hilaza aminao Zaho hilaza aminao Fa ny tena sitrako, Raha mbola azo atao dia: Ianao no tena tiko Tsy ho zakako intsony Raha koboinina ao am-po F'izaho tena tia Dia zaho nihafy foana aloha Dia raha tsy izay aho nilaza Sao voafitaka ny fo Efa mafy tena mafy Raha sanatria Sangisangim- pitia Tsy ho tanty Tsy ho tanty Sao sanatria Ianao mody tia Tsy ho zakako intsony Raha koboinina ao am-po F'izaho tena tia Dia zaho nihafy foana aloha Dia raha tsy izay aho nilaza Efa mafy tena mafy Raha sanatria Sangisangim- pitia Tsy ho tanty Tsy ho tanty Sao sanatria Ianao mody tia Efa mafy tena mafy Raha sanatria Sangisangim- pitia Tsy ho tanty Tsy ho tanty Sao sanatria Ianao mody tia (Merci à Tera pour cettes paroles)

Get this song at:  amazon.com  sheetmusicplus.com

Share your thoughts

0 Comments found