Melky

Melky - Efa Tia lyrics

rate me

<b>Efa Tia</b> by <i>Melky</i><br />

n'inon'inona ataonao de tsarovy aho n'aiza n'aiza misy anao dia mba tsarovy mintsy aho fa izao mantsy aty tsy manadino aho fa ny fitiavako ato anaty efa tia efa tia zany zany zany mintsy aho rehefa tia fa ilay fitiavana tsy mba misy lainga ny ahy zany zany zany mihintsy ilay fitia na dia lavitra anao aza aho na dia lavitra aza ianao dia tiavo aho na dia lavitra ny fo dia tiavo foana aho fa izao mantsy aty tena maninà fa na irery aza ianao dia tsarovy foana aho zany zany ......na dia lavitra anao(*2) aza aho}*2 ilay fitiavana hatrizay zao matoky ireo niarahana hatrizay zao matoky fa na ianao hatsiaro ireo lasan-tsika na dia lavitra anao(*2) aza aho zany zany............na dia lavitra anao aza aho (Merci à Tera pour cettes paroles)

Get this song at:  amazon.com  sheetmusicplus.com

Share your thoughts

0 Comments found